Boky faharoan'ny Tantara 1:12
sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ ny Filistina) ary ny Kaftorita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Pathrusim, and Casluhim, (of whom came the Philistines,) and Caphthorim.
In Context
11Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
13Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Jeremiah 47:4Noho ny hihavian’ ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin’ ny mpamonjy an’ i Tyro sy Sidona; Fa horavan’ i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin’ ny nosy Kaftora.