Boky faharoan'ny Tantara 1:13
Ary Kanana niteraka an’ i Sidona, lahimatoany, sy Heta
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Canaan begat Zidon his firstborn, and Heth,
In Context
12sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ ny Filistina) ary ny Kaftorita.
14ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 9:22Ary hitan’ i Hama, rain’ i Kanana ny fitanjahan’ ny rainy, dia nambarany tamin’ ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.
Genesis 10:15Ary Kanana niteraka an’ i Sidona lahimatoany sy Heta,
Genesis 23:5Dia namaly an’ i Abrahama ny taranak’ i Heta ka nanao taminy hoe:
Genesis 27:46Ary hoy Rebeka tamin’ Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin’ ny Hetita; raha maka vady amin’ ny zanakavavin’ ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin’ ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko?
Exodus 23:28Ary hampandeha fanenitra eo alohanao Aho, ka handroaka ny Hivita sy ny Kananita ary ny Hetita eo alohanao ireny.
2 Samuel 11:6Ary Davida naniraka tany amin’ i Joaba hanao hoe: Asaovy mankaty amiko kely Oria Hetita. Dia nasain’ i Joaba nankany amin’ i Davida Oria.