bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 1 › Boky faharoan'ny Tantara 1:18
Boky faharoan'ny Tantara 1:18
Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Arphaxad begat Shelah, and Shelah begat Eber.
In Context
17Ny zanakalahin’ i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
19Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 11:12Ary rehefa dimy amby telo-polo taona ny andro niainan’ i Arpaksada, dia niteraka an’ i Sela izy.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 1:18