Boky faharoan'ny Tantara 1:29
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’ Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These are their generations: The firstborn of Ishmael, Nebaioth; then Kedar, and Adbeel, and Mibsam,
In Context
28Ny zanakalahin’ i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
30sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 25:12Ary izao no taranak’ Isimaela, zanakalahin’ i Abrahama izay naterak’ i Hagara, ilay Egyptiana, andevovavin’ i Saraha, tamin’ i Abrahama:
Psalms 120:4Zana-tsipìkan’ ny mahery sady voaranitra, Mbamin’ ny vain’ afon’ anjavidy.
Isaiah 21:17Ary ny tsipìka sisa izay; an’ ny lehilahy mahery, taranak’ i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ao efa niteny.