Boky faharoan'ny Tantara 1:35
Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Esau; Eliphaz, Reuel, and Jeush, and Jaalam, and Korah.
In Context
34Ary Abrahama niteraka an’ Isaka. Ny zanakalahin’ i Isaka dia Esao sy Isiraely.
36Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:4Ary Ada niteraka an’ i Elifaza tamin’ i Esao; ary Basemata niteraka an’ i Regoela;
Genesis 36:10Ny anaran’ ny zanakalahin’ i Esao dia izao: Elifaza, zanak’ i Ada, vadin’ i Esao, sy Regoela, zanak’ i Basemata, vadin’ i Esao.