Boky faharoan'ny Tantara 1:36
Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek.
In Context
35Ny zanakalahin’ i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
37Ny zanakalahin’ i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
1 Chronicles 1:53Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny,
Jeremiah 49:20Koa henoy ny saina avy amin’ i Jehovah, Izay nosaininy hamelezana an’ i Edoma, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny mponina ao Temana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin’ ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy.
Obadiah 1:9Ary ho raiki-tahotra ny lehilahy maherinao, ry Temana, Mba haringana amin’ ny vonoana ho foana ny any an-tendrombohitr’ i Esao.