Boky faharoan'ny Tantara 1:37
Ny zanakalahin’ i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Reuel; Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah.
In Context
36Ny zanak’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
38Ary ny zanakalahin’ i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:13Ary izao no zanakalahin’ i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin’ i Basemata, vadin’ i Esao.