Boky faharoan'ny Tantara 1:41
Ary ny zanakalahin’ i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin’ i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Anah; Dishon. And the sons of Dishon; Amram, and Eshban, and Ithran, and Cheran.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:25Ary izao no zanak’ i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin’ i Ana.
Genesis 36:29Ary izao no loham-pirenena tamin’ ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny