Boky faharoan'ny Tantara 1:43
Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ ny Zanak’ Isiraely: Bela, zanak’ i Beora; ary Dinaba no anaran’ ny tanànany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 49:10Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’ i Joda, na ny tehina fanapahana eo anelanelan’ ny tongony, mandra-pahatongan’ i Silo, ka hanoa Azy ny firenena.
Numbers 33:31Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana.