Boky faharoan'ny Tantara 1:44
Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Bela was dead, Jobab the son of Zerah of Bozrah reigned in his stead.
In Context
45Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Isaiah 63:1Iza moa Ity avy any Edoma, dia avy any Bozra, ka mena mangatrakatraka ny fitafiany, dia Ity Izay mareva-pitafiana sy miandranandrana amin’ ny haben ny heriny? Izaho Izay mitory fahamarinana sady manan-kery hamonjy.
Amos 1:12Fa haterako afo ao Temana, ka handevona ny tranoben’ i Bozra izany