Boky faharoan'ny Tantara 1:45
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Jobab was dead, Husham of the land of the Temanites reigned in his stead.
In Context
44Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’ i Zera, avy any Bozra.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:11Ary ny zanakalahin’ i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza.