Boky faharoan'ny Tantara 1:46
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak’ i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ ny tanànany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
45Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin’ ny tanin’ ny Temanita.
47Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1