Boky faharoan'ny Tantara 1:48
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Samlah was dead, Shaul of Rehoboth by the river reigned in his stead.
In Context
47Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka.
49Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:37Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron’ ny Ony.