Boky faharoan'ny Tantara 1:49
Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Shaul was dead, Baal-hanan the son of Achbor reigned in his stead.
In Context
48Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron’ ny Ony.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1