Boky faharoan'ny Tantara 1:5
Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras.
In Context
6Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Ezekiel 27:13Javana sy Tobala ary Maseka no mpandranto nankany aminao, ka olona sy fanaka varahina no natakalony ny varotrao.
Ezekiel 38:6Gomera koa mbamin’ ny miaramilany rehetra, ny taranak’ i Togarma avy any amin’ ny farany avaratra mbamin’ ny miaramilany rehetra, dia firenena maro izay miaraka aminao.