bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 1 › Boky faharoan'ny Tantara 1:50
Boky faharoan'ny Tantara 1:50
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran’ ny tanànany; ary ny anaran’ ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin’ i Matreda, zanakavavin’ i Me-zahaba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when Baal-hanan was dead, Hadad reigned in his stead: and the name of his city was Pai; and his wife’s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab.
In Context
49Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak’ i Akbora.
51Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen’ i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 1:50