Boky faharoan'ny Tantara 1:51
Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen’ i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hadad died also. And the dukes of Edom were; duke Timnah, duke Aliah, duke Jetheth,
In Context
52Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 36:40Ary izao no anaran’ ny loham-pirenena tamin’ ny taranak’ i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny