Boky faharoan'ny Tantara 1:6
Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Gomer; Ashchenaz, and Riphath, and Togarmah.
In Context
5Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.
7Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Genesis 10:3Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.