Boky faharoan'ny Tantara 1:7
Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Javan; Elishah, and Tarshish, Kittim, and Dodanim.
In Context
6Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.
8Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Psalms 72:10Ny mpanjakan’ i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan’ i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.
Isaiah 23:12Ary hoy Izy: Tsy hiravoravo intsony ianao, ry virijina afa-baraka, Sidona zanakavavy; Miaingà, mità ho any Kitima; Kanefa na dia any aza tsy hahita fitsaharana tsy akory ianao.
Jeremiah 2:10Fa mità ho any amin’ ny moron-dranomasin’ i Kitima, ka izahao, ary maniraha ho any Kedara, ka diniho tsara, dia aoka ho hitanareo na mba efa nisy toy izao, na tsia:
Ezekiel 27:7Rongony madinika samy hafa soratra avy any Egypta no natao lainao mba ho faneva ho anao; Lamba manga sy volomparasy avy any amin’ ny moron-dranomasin’ i Elisa no eloelonao.