Boky faharoan'ny Tantara 1:9
Ary ny zanakalahin’ i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin’ i Ragama dia Seba sy Dedana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
10Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin’ ny tany.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 1
Cross References
Ezekiel 27:15Ny terak’ i Dedana no mpandranto nankany aminao; Ny avy amin’ ny moron-dranomasina maro no tonga hivarotra tao aminao ka nitondra ivory sy hazomainty natakalo ny entanao.