Boky faharoan'ny Tantara 10:6
Ka dia niara-maty Saoly sy ny zanany telo lahy ary ny ankohonany rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Saul died, and his three sons, and all his house died together.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 10
Cross References
1 Samuel 4:10Ary niady ny Filistina, dia resy ny Isiraely, ka samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra, ary be dia be no maty, dia lehilahy telo alina mandeha an-tongotra tamin’ ny Isiraely no niampatrampatra.
1 Samuel 12:25Fa raha mbola manao ratsy ihany ianareo, dia haringana ianareo sy ny mpanjakanareo koa.
Hosea 13:10Aiza ary izay mpanjakanao, Mba hamonjy anao ao an-tanànanao rehetra? Ary aiza ireo andriambaventinao, izay nantsoinao hoe: Omeo mpanjaka sy mpanapaka aho?