Boky faharoan'ny Tantara 11:12
Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak’ i Dodo Ahohita, anankiray amin’ izy telo lahy mahery.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And after him was Eleazar the son of Dodo, the Ahohite, who was one of the three mighties.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 11
Cross References
2 Samuel 23:17Fa hoy Davida: Sanatria, Jehovah ô, raha hanao izany aho; tsy ran’ ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon’ ireo telo lahy mahery ireo.
1 Chronicles 8:4sy Abisoa sy Namana sy Ahoa
1 Chronicles 11:21Eny, tamin’ izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy.