bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 11 › Boky faharoan'ny Tantara 11:25
Boky faharoan'ny Tantara 11:25
Indro fa be voninahitra tamin’ ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan’ ny mpanolo-tsaina azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, he was honourable among the thirty, but attained not to the first three: and David set him over his guard.
In Context
24Izany zavatra izany no nataon’ i Benaia, zanak’ i Joiada, ary tamin’ izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
26Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin’ i Joaba, sy Elanana, zanak’ i Dodo, avy any Betlehema,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 11
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 11:25