Boky faharoan'ny Tantara 11:29
sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Sibbecai the Hushathite, Ilai the Ahohite,
In Context
28sy Ira, zanak’ Ikesy Tekoïta, sy Abiezera Anatotita
30sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak’ i Bana Netofatita,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 11
Cross References
2 Samuel 21:18Ary nony afaka izany, dia nisy ady indray amin’ ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an’ i Safa, izay isan’ ny taranaky ny Refaïta.
1 Chronicles 27:11Ny fahavalo, ho amin’ ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan’ ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.