Boky faharoan'ny Tantara 11:41
sy Oria Hetita sy Zabada, zanak’ i Ahelay,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Uriah the Hittite, Zabad the son of Ahlai,
In Context
40sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita
42sy Adina, zanak’ i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 11
Cross References
2 Samuel 11:6Ary Davida naniraka tany amin’ i Joaba hanao hoe: Asaovy mankaty amiko kely Oria Hetita. Dia nasain’ i Joaba nankany amin’ i Davida Oria.
1 Chronicles 2:36Ary Atahy niteraka an’ i Natana; ary Natana niteraka an’ i Zabada;