Boky faharoan'ny Tantara 12:34
Ary tamin’ ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin’ ampinga lehibe sy lefona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of Naphtali a thousand captains, and with them with shield and spear thirty and seven thousand.
In Context
35Ary tamin’ ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 12