Boky faharoan'ny Tantara 12:35
Ary tamin’ ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the Danites expert in war twenty and eight thousand and six hundred.
In Context
36Ary tamin’ ny Asera, efatra alina izay azo nalefa hanafika sady nahay niady.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 12
Cross References
Genesis 46:23Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.
Deuteronomy 33:22Ary ny amin’ i DANA dia hoy izy: Dana dia zana-diona; Miantsampy avy ao Basana izy.