Boky faharoan'ny Tantara 12:7
ary Joela sy Zebadia, zanak’ i Jerohama avy any Gedora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joelah, and Zebadiah, the sons of Jeroham of Gedor.
In Context
6sy Elkana sy Jisia sy Azarela sy Joezera ary Jasobeama Koraïta
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 12
Cross References
Joshua 15:58sy Halola sy Beti-zora sy Gedora
1 Chronicles 4:39Ary nankany amin’ ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin’ ny ilany atsinanana amin’ ny lohasaha, hitady ahitra ho an’ ny ondriny aman’ osiny.