The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 14 › Boky faharoan'ny Tantara 14:3

Boky faharoan'ny Tantara 14:3

Ary Davida nampaka-bady koa tany Jerosalema ka niteraka zazalahy sy zazavavy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And David took more wives at Jerusalem: and David begat more sons and daughters.

In Context

2Dia fantatr’ i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ ny Isiraely, ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin’ ny Isiraely olony.

4Ary izao no anaran’ ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 14

Cross References

Deuteronomy 17:17Ary aoka tsy hamporafy maro izy, fandrao hivily ny fony; ary aoka tsy hamory volafotsy na volamena be ho azy izy.

1 Kings 11:3Ary dia nanana vady andriambavy fiton-jato sy vaditsindrano telonjato izy, ka nampivily ny fony ireo vadiny ireo.

Proverbs 5:18Aoka hotahina ny loharanonao, Ary mifalia amin’ ny vadin’ ny fahatanoranao.

Ecclesiastes 9:9Miravoravoa amin’ ny vady malalanao amin’ ny andronao rehetra mandalo foana, izay efa nomeny anao atỳ ambanin’ ny masoandro, dia ny andronao rehetra mandalo foana; fa izany no anjaranao amin’ ny andro iainanao sy amin’ ny fisasarana izay isasaranao atỳ ambanin’ ny masoandro.

Matthew 19:4Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin’ ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy, ka dia nanao hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 14:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 14:2Boky faharoan'ny Tantara 14Boky faharoan'ny Tantara 14:4 →