Boky faharoan'ny Tantara 15:4
Ary novorin’ i Davida ny taranak’ i Arona sy ny Levita:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David assembled the children of Aaron, and the Levites:
In Context
5tamin’ ny taranak’ i Kehata dia Oriela lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby zato;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 15
Cross References
Exodus 6:16Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan’ i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.
1 Chronicles 6:16Ary izao no notendren’ i Davida ho mpiventy hira tao amin’ ny tranon’ i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,
1 Chronicles 12:26Tamin’ ny taranak’ i Levy, enin-jato amby efatra arivo.