Boky faharoan'ny Tantara 15:5
tamin’ ny taranak’ i Kehata dia Oriela lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Kohath; Uriel the chief, and his brethren an hundred and twenty:
In Context
4Ary novorin’ i Davida ny taranak’ i Arona sy ny Levita:
6tamin’ ny taranak’ i Merary dia Asaia lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby roan-jato;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 15
Cross References
1 Chronicles 6:22zanakalahin’ i Tahata, zanakalahin’ i Asira, zanakalahin’ i Ebiasafa, zanakalahin’ i Kora,