Boky faharoan'ny Tantara 15:8
tamin’ ny taranak’ i Elizafana dia Semaia lehibeny sy ny rahalahiny roan-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Elizaphan; Shemaiah the chief, and his brethren two hundred:
In Context
7tamin’ ny taranak’ i Gersona dia Joela lehibeny sy ny rahalahiny telo-polo amby zato;
9tamin’ ny taranak’ i Hebrona dia Eliala lehibeny sy ny rahalahiny valo-polo,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 15
Cross References
Exodus 6:22Ary ny zanakalahin’ i Oziela dia Misaela sy Elzafana ary Sitry.