The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 16 › Boky faharoan'ny Tantara 16:11

Boky faharoan'ny Tantara 16:11

Mitadiava an’ i Jehovah sy ny heriny, Katsaho mandrakariva ny tavany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Seek the LORD and his strength, seek his face continually.

In Context

10Ataovy ho reharehanareo ny anarany masìna; Aoka hifaly ny fon’ izay mitady an’ i Jehovah.

12Mahatsiarova ny asa mahagaga izay nataony, dia ny fahagagany sy ny fitsaran’ ny vavany,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16

Cross References

2 Chronicles 6:41Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jehovah Andriamanitra ô, ho amin’ ny fitsaharanao, dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao; aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, Jehovah Andriamanitra ô, ary aoka ny olonao masìna hifaly amin’ ny soa.

Psalms 24:6Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba. [Sela.]

Psalms 67:1Ho an’ ny mpiventy hira. Hampiarahina amin’ ny valiha. Salamo. Tonon-kira.

Psalms 78:61Dia natolony ho babo ny heriny ary ny voninahiny ho eo an-tànan’ ny fahavalo.

Amos 5:6Mitadiava an’ i Jehovah, dia ho velona ianareo; Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin’ ny taranak’ i Josefa Izy, ary Betela tsy hanana izay hahafaty ny afo,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 16:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 16:10Boky faharoan'ny Tantara 16Boky faharoan'ny Tantara 16:12 →