Boky faharoan'ny Tantara 16:18
Ka nataony hoe: Homeko anao ny tany Kanana ho lovanareo voazara amin’ ny famolaina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, Unto thee will I give the land of Canaan, the lot of your inheritance;
In Context
17Izay naoriny ho lalàna ho an’ i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’ Isiraely,
19Fony mbola olom-bitsy ianareo, Eny, Vitsy sady vahiny tao,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16
Cross References
Genesis 13:15fa ny tany rehetra izay tazanao dia homeko anao sy ny taranakao mandrakizay.
Genesis 28:13Ary, indro, Jehovah niseho teo amboniny ka nanao hoe: Izaho no Jehovah, Andriamanitr’ i Abrahama rainao sy Andriamanitr’ Isaka; ny tany izay andrianao dia homeko anao sy ny taranakao;
Numbers 26:53Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isany.
Micah 2:5Koa tsy hisy aminao hanenjana famolaina akory hanaovana filokana Ao amin’ ny fiangonan’ i Jehovah.