The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 16 › Boky faharoan'ny Tantara 16:20

Boky faharoan'ny Tantara 16:20

Ary nifindrafindra tany amin’ ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin’ ny firenen-kafa,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when they went from nation to nation, and from one kingdom to another people;

In Context

19Fony mbola olom-bitsy ianareo, Eny, Vitsy sady vahiny tao,

21Tsy nisy navelany hampahory azy; Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin’ ireo hoe:

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16

Cross References

Genesis 20:1Dia nifindra niala teo Abrahama nankany amin’ ny tany atsimo ka nitoetra teo anelanelan’ i Kadesy sy Sora ary nivahiny tao Gerara izy.

Genesis 46:6Ary nentin’ izy ireo ny omby aman’ ondriny sy ny fananany, izay efa nohariny tany amin’ ny tany Kanana, dia tonga tany Egypta Jakoba sy ny zanany rehetra nomba azy:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 16:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 16:19Boky faharoan'ny Tantara 16Boky faharoan'ny Tantara 16:21 →