Boky faharoan'ny Tantara 16:22
Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy Ireo mpaminaniko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, Touch not mine anointed, and do my prophets no harm.
In Context
21Tsy nisy navelany hampahory azy; Ary nananatra mpanjaka Izy noho ny amin’ ireo hoe:
23Mihira ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16
Cross References
Genesis 27:39Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin’ ny tsiron’ ny tany ny fonenanao, ary tsy ho amin’ ny andon’ ny lanitra avy any ambony;
Genesis 49:8Ry JODA, hoderain’ ny rahalahinao ianao, ny tananao ho ao amin’ ny vozon’ ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.
Psalms 105:15Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy ireo mpaminaniko.