Boky faharoan'ny Tantara 16:23
Mihira ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Sing unto the LORD, all the earth; shew forth from day to day his salvation.
In Context
22Aza manendry ireo voahosotro, Ary aza manisy ratsy Ireo mpaminaniko.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16
Cross References
Exodus 15:21Ary Miriama namaly ireo lehilahy ireo ka nihira hoe: Mihira ho an’ i Jehovah, fa avo indrindra Izy; ny soavaly sy ny mpitaingina azy nariany ao amin’ ny ranomasina.
Psalms 30:4Jehovah ô, efa nampakatra ny fanahiko avy tany amin’ ny fiainan-tsi-hita Hianao; efa nampody ny aiko Hianao, mba tsy ho isan’ izay midìna any an-davaka aho.
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Isaiah 12:5Mankalazà an’ i Jehovah, fa asa lehibe no nataony; Ary aoka ho fantatra any amin’ ny tany rehetra izany.