Boky faharoan'ny Tantara 16:30
Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra; Izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Fear before him, all the earth: the world also shall be stable, that it be not moved.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16
Cross References
1 Chronicles 16:23Mihira ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.
Psalms 33:9Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.
Psalms 96:9Miankohofa eo anatrehan’ i Jehovah amin’ ny fihaingoana masìna; Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra.
Psalms 148:5Aoka hidera ny anaran’ i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.
Jeremiah 10:12Dia Ilay nanao ny tany tamin’ ny heriny sy nampiorina izao tontolo izao tamin’ ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin’ ny fisainany.
Hebrews 1:3Izy koa no famirapiratan’ ny voninahiny sy endriky ny tenany indrindra ary mihazona ny zavatra rehetra amin’ ny herin’ ny teniny; ary rehefa nanao fanadiovana hahafaka ny fahotana Izy, dia nipetraka teo amin’ ny tanana ankavanan’ ny Lehibe any amin’ ny avo