The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 16 › Boky faharoan'ny Tantara 16:35

Boky faharoan'ny Tantara 16:35

Ary manaova hoe: Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, ary angòny izahay, ka vonjeo tsy ho azon’ ny jentilisa, Mba hisaoranay ny anaranao masìna, ka ho reharehanay ny fiderana Anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And say ye, Save us, O God of our salvation, and gather us together, and deliver us from the heathen, that we may give thanks to thy holy name, and glory in thy praise.

In Context

34Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony.

36Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin’ ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra nanao hoe: Amena, sady nidera an’ i Jehovah.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16

Cross References

Deuteronomy 30:3dia hampodin’ i Jehovah Andriamanitrao avy amin’ ny fahababoanao ianao, ary hamindra fo aminao Izy ka hanangona anao indray avy any amin’ ny firenena rehetra izay nampielezan’ i Jehovah Andriamanitrao anao.

Psalms 14:7Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin’ i Jehovah avy amin’ ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely.

Psalms 53:6Indreo, matahotra dia matahotra ireny, nefa tsy nisy tokony hatahorany; fa Andriamanitra efa nanely ny taolan’ izay nitoby hamely anao; nampahamenatra azy ianao, satria efa narian’ Andriamanitra izy.

Psalms 105:45Mba hitandremany ny didiny, Sy hankatoavany ny lalàny. Haleloia.

Isaiah 43:21Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy.

1 Corinthians 1:31mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 16:35

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 16:34Boky faharoan'ny Tantara 16Boky faharoan'ny Tantara 16:36 →