Boky faharoan'ny Tantara 16:8
Miderà an’ i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ampahafantaro ny firenena ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give thanks unto the LORD, call upon his name, make known his deeds among the people.
In Context
9Mihira ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 16
Cross References
2 Kings 19:19Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin’ ny tànany, mba hahafantaran’ ny fanjakana rehetra ambonin’ ny tany fa Hianao dia Hianao irery ihany, Jehovah ô, no Andriamanitra.
1 Chronicles 16:34Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Psalms 78:3Izay efa rentsika sy fantatsika, ary nambaran’ ny razantsika tamintsika,
Psalms 145:5Ny lazan’ ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Acts 9:14Ary manana fahefanay koa avy tamin’ ny mpisoronabe izy hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao.