bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 18 › Boky faharoan'ny Tantara 18:9
Boky faharoan'ny Tantara 18:9
Ary nony ren’ i Toy, mpanjakan’ i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an’ i Hadarezera, mpanjakan’ i Zoba,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now when Tou king of Hamath heard how David had smitten all the host of Hadarezer king of Zobah;
In Context
8Ary tao Tibata sy Kona, tanànan’ i Hadarezera, no nahazoan’ i Davida babo varahina be dia be, ary izany no nanaovan’ i Solomona ilay tavin-drano varahina lehibe sy ny andry ary ny fanaka varahina.
10dia naniraka an’ i Hadorama zanany hankany amin’ i Davida mpanjaka izy hiarahaba sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin’ i Hadarezera sy ny nahareseny azy (fa Hadarezera dia fahavalon’ i Toy), sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina izay samy maro karazana izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 18
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 18:9