The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 2 › Boky faharoan'ny Tantara 2:1

Boky faharoan'ny Tantara 2:1

Izao no zanakalahin’ Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These are the sons of Israel; Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Issachar, and Zebulun,

In Context

2sy Dana sy Josefa sy Benjamina sy Naftaly sy Gada ary Asera.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2

Cross References

Genesis 29:32Dia nanan’ anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian’ ny vadiko aho.

Genesis 32:28Ary hoy Izy taminy: Iza moa no anaranao? dia hoy izy: Jakoba.

Genesis 35:22Ary raha nonina teo amin’ izany tany izany Isiraely, dia avy Robena ka nandry tamin’ i Bila, vaditsindranon-drainy; ary nahare izany Isiraely.

Genesis 49:2Miangòna, ka mandrenesa, ry zanakalahin’ i Jakoba, eny, mihainoa an’ Isiraely rainareo:

Exodus 1:2Robena sy Simeona sy Levy ary Joda;

Numbers 13:4Ary izao no anarany: Avy tamin’ ny firenen’ i Robena dia Samoa, zanak’ i Zakora;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 2:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Boky faharoan'ny Tantara 2Boky faharoan'ny Tantara 2:2 →