Boky faharoan'ny Tantara 2:10
ary Rama niteraka an’ i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona, lohan’ ny taranak’ i Joda;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Ram begat Amminadab; and Amminadab begat Nahshon, prince of the children of Judah;
In Context
9Ary ny zanakalahin’ i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;
11ary Nasona niteraka an’ i Salma; ary Salma niteraka an’ i Boaza;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2
Cross References
Numbers 1:7ny avy amin’ i Joda dia Nasona, zanak’ i Aminadaba;
Numbers 7:12Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin’ ny andro voalohany dia Nasona, zanak’ i Aminadaba, avy tamin’ ny firenen’ i Joda.
Numbers 10:14Ary ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak’ i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.
Matthew 1:4ary Rama niteraka an’ i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an’ i Nasona; ary Nasona niteraka an’ i Salmona;