Boky faharoan'ny Tantara 2:12
ary Boaza niteraka an’ i Obeda; ary Obeda niteraka an’ i Jese;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Boaz begat Obed, and Obed begat Jesse,
In Context
11ary Nasona niteraka an’ i Salma; ary Salma niteraka an’ i Boaza;
13ary Jese niteraka an’ i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2
Cross References
Ruth 4:22ary Obeda niteraka an’ i Jese; ary Jese niteraka an’ i Davida.
1 Chronicles 10:14ary noho ny tsy nanontaniany tamin’ i Jehovah; ka dia novonoiny izy, ary nafindrany ho an’ i Davida, zanak’ i Jese, ny fanjakana.
Isaiah 11:10Ary amin’ izany andro izany ny solofon’ i Jese, Izay hitsangana ho fanevan’ ny firenena, dia Izy no hotadiavin’ ny jentilisa; Ary ny fitoerany dia ho voninahitra.
Luke 3:32zanak’ i Jese, zanak’ i Obeda, zanak’ i Boaza, zanak’ i Salmona, zanak’ i Nahasona,
Romans 15:12Ary hoy koa Isaia: Hisy Solofon’ i Jese. Dia Ilay hitsangana hanapaka ny jentilisa; Izy no hitokian’ ny jentilisa.