The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 2 › Boky faharoan'ny Tantara 2:3

Boky faharoan'ny Tantara 2:3

Ny zanakalahin’ i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak’ i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason’ i Jehovah Era, lahimatoan’ i Joda, dia nahafaty azy Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah: which three were born unto him of the daughter of Shua the Canaanitess. And Er, the firstborn of Judah, was evil in the sight of the LORD; and he slew him.

In Context

2sy Dana sy Josefa sy Benjamina sy Naftaly sy Gada ary Asera.

4Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an’ i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin’ i Joda rehetra.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2

Cross References

Genesis 38:3Dia nanan’ anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era.

Genesis 38:5Dia nanan’ anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin’ ny niterahan’ ny vadiny an’ i Sela.

Genesis 38:10Ary ratsy teo imason’ i Jehovah izay nataony; ka dia novonoiny koa izy.

Numbers 26:19Ny zanak’ i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin’ ny tany Kanana ihany.

1 Chronicles 9:5Ary tamin’ ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 2:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 2:2Boky faharoan'ny Tantara 2Boky faharoan'ny Tantara 2:4 →