The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 2 › Boky faharoan'ny Tantara 2:42

Boky faharoan'ny Tantara 2:42

Ary ny zanakalahin’ i Kaleba, rahalahin’ i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben’ ny any Zifa, sy ny zanakalahin’ i Maresa, razamben’ ny any Hebrona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now the sons of Caleb the brother of Jerahmeel were, Mesha his firstborn, which was the father of Ziph; and the sons of Mareshah the father of Hebron.

In Context

41ary Saloma niteraka an’ i Jekamia; ary Jekamia niteraka an’ i Elisama.

43Ary ny zanakalahin’ i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2

Cross References

Exodus 4:22Ary lazao amin’ i Farao hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Zanako lahimatoa Isiraely;

Joshua 15:44sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna Sivy sy ny zana-bohiny;

1 Samuel 23:19Ary niakatra nankany amin’ i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin’ ny batery fiarovana any an’ ala, any amin’ ny havoana Hakila, izay atsimon’ ny efitra, va Davida?

1 Chronicles 2:9Ary ny zanakalahin’ i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;

1 Chronicles 2:23Ary nalain’ i Gesora sy Arama tamin’ ny Jairita ny tanàna madinika an’ i Jaïra mbamin’ i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an’ ny zanak’ i Makira, rain’ i Gileada.

1 Chronicles 2:49Izy koa niteraka an’ i Safa, razamben’ ny any Madmana, sy Seva, razamben’ ny any Makbena sady razamben’ ny any Gibea; ary ny zanakavavin’ i Kaleba dia Aksa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 2:42

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 2:41Boky faharoan'ny Tantara 2Boky faharoan'ny Tantara 2:43 →