Boky faharoan'ny Tantara 2:5
Ny zanakalahin’ i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Pharez; Hezron, and Hamul.
In Context
4Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an’ i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin’ i Joda rehetra.
6Ary ny zanakalahin’ i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 2
Cross References
Genesis 46:12Ary ny zanakalahin’ i Joda dia Era sy Onana sy Sela sy Fareza ary Zera; ary Era sy Onana anefa dia maty tany amin’ ny tany Kanana ihany. Ary ny zanakalahin’ i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
Ruth 4:18Ary izao no taranak’ i Fareza: Fareza niteraka an’ i Hezrona;
Matthew 1:3ary Joda niteraka an’ i Fareza sy Zara tamin’ i Tamara; ary Fareza niteraka an’ i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama;