bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 20 › Boky faharoan'ny Tantara 20:4
Boky faharoan'ny Tantara 20:4
Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin’ ny Filistina tao Gazera; tamin’ izany no namonoan’ i Sibekay Hosatita an’ i Sipay, izay isan’ ny taranaky ny Refaïta, ka dia naetriny ny Filistina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass after this, that there arose war at Gezer with the Philistines; at which time Sibbechai the Hushathite slew Sippai, that was of the children of the giant: and they were subdued.
In Context
3Ary dia navoakany koa ny olona izay tao, ka nasiany tamin’ ny tsofa sy tamin’ ny fangao-by lehibe sy ny famaky; toy izany no nataon’ i Davida tamin’ ny tanànan’ ny taranak’ i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema.
5Ary dia nisy ady tamin’ ny Filistina indray ary Elanana, zanak’ i Jaïra, namono an’ i Lamy, rahalahin’ i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon’ ny mpanenona.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 20
Cross References
Joshua 12:12ny mpanjakan’ i Eglona, iray; ny mpanjakan’ i Gazera, iray;
2 Samuel 21:15Ary niady indray ny Filistina sy ny Isiraely; ary Davida sy ny mpanompony izay nanaraka azy dia nidina ka niady tamin’ ny Filistina, ary reraka Davida.
1 Chronicles 11:29sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita
1 Chronicles 27:11Ny fahavalo, ho amin’ ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan’ ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 20:4