Boky faharoan'ny Tantara 21:14
Dia nasian’ i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely ka nahafatesana fito alina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the LORD sent pestilence upon Israel: and there fell of Israel seventy thousand men.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 21
Cross References
Exodus 12:30Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.
Numbers 25:9Ary izay maty tamin’ ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.
2 Samuel 24:15Ka dia nasian’ i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely nony maraina ka hatramin’ ilay fotoana; ary dia nahafatesana fito alina ny olona hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
1 Chronicles 27:24Joaba, zanak’ i Zeroia, nanomboka nanisa, fa tsy nahefa, satria nisy fahatezerana nihatra tamin’ ny Isiraely tamin’ izany, ka dia tsy voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ i Davida mpanjaka ny isany.