Boky faharoan'ny Tantara 23:14
Nefa ny amin’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra, dia nisaina tamin’ ny firenen’ i Levy ihany ny zanany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now concerning Moses the man of God, his sons were named of the tribe of Levi.
In Context
15Ny zanakalahin’ i Mosesy dia Gersona sy Eliezera.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 23
Cross References
Deuteronomy 33:1Ary izao no tso-drano nataon’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra, tamin’ ny Zanak’ Isiraely, rehefa nadiva ho faty izy.
1 Chronicles 26:23Tamin’ ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita
Ezra 3:2Dia nitsangana Jesoa, zanak’ i Jozadaka, sy ny mpisorona rahalahiny ary Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, sy ny rahalahiny ka nanorina ny alitaran’ Andriamanitry ny Isiraely hanaterana fanatitra dorana eo amboniny, araka izay voasoratra ao amin’ ny lalàn’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra.